Publikationen der StiftungMandamina ny mpiasa @ lamba - fitafiana - hoditra
Publikationen der StiftungMandamina ny mpiasa @ lamba - fitafiana - hoditra
Inhalt
- Miara-manao ny famoahana
- FIZAHAN-TAKILA
- FINTINA
- 1. Tanjona sy votoatin’ny tombana
- 2. Tanjon’ny tetikasa
- 3. Ny fomba nanatanterahana azy
- 4. Tsoakevitra
- 4.1. Asa natao tamin’ireo iantefan’ny tetikasa
- 4.2. Fanamafisana ny fahaiza-manao sendikàly
- 4.2.1. Taorian’ny asa natao ho fanamafisana ny fahaiza-manao amin’ny fifampiraharahana iombonana no nahafahan’ny sendikà ifotony nanangana ekipa mpanao fifampiraharahana iombonana izay afaka mifampiresaka tsara amin’ny mpampiasa. Ny Komitin’ny orinasa...
- 4.2.2. Na dia tsy raikitra araka ny tokony ho izy aza ny fifanarahana iombonana dia nahavita nanao fifampiraharahana iombonana tamin’ny mpampiasa ihany ny sendikà teo amin’ny sehatra sasany ary nahazo vokatra azo tsapain-tanana toy ny fiakaran’ny vola...
- 4.2.3. Hita taratra fa ny asa andavanandron’ireo solotenan’ny mpiasa izay mahazo tohana avy amin’ny solotena sendikàly dia manome hirika fanararaotra ho an’ny fifampiraharahana iombonana, na dia nisy fisalasalana aza teo amin’ny solotenan’ny mpiasa ny...
- 4.3. Fanjohiana ny fampiharana na tsia ny GFA ho an'ny eto Madagasikara sy ny fanoloran’ny sendikà fepetra hanitsiana izany
- 4.3.1. Ny fametrahana rafitra fanjohiana dia niatomboka tamin’ny fananganana ny Ivo GFA (point focal GFA) ao amin’ny orinasa : izany dia sendikàlista natao hiandraikitra ny fanangonana ny fitarainan’ny mpiasa. Teo ihany koa ny fananganana ny Komity G...
- 4.3.2. Ny rafitra fanaovana fitorohana voafaritra ao anaty GFA dia nanomboka nampiasaina (tranga ANTA6 tamin’ny 2022), na dia mbola tsy voafehy tsara aza ny fombafomban’ny fitorohana, ary nampisalasala ny fahombiazan’izany.
- 4.4. Fivoizana ny Fifanarahana faha 190 an’ny OIT amin’ny maha-fanoitra fototra azy mba hanamafisana ny habetsaky ny sendikà any anivon’ny orinasa izay ahitana vehivavy maro an’isa
- 5. Tolokevitra lehibe
- 5.1. Ho an’ny IndustriALL - Faritra Afrika, Atsimon’ny Sahara: manohy sy manamafy ny tantsoroka omena ireo sendikà malagasy mpikambana amin’ny alàlan’ny fanairana ny mpiray antoka, noho ny maha-saropady ny fizohiana ny fitorohana ny fanitsakitsahana n...
- 5.2. Ho an’ny IndustriALL - Madagasikara: manaparitaka sy mampamokatra ireo fahalalana sy traikefa noraisina tamin’ny tetikasa, manamafy ny coaching eny amin’ny rafitra ifotony, manome fahalalana (na mampiofana mihitsy) ireo mpikambana, momba ny lalàn...
- 5.3. Ho an’ny Komity GFA sy ireo Ivo GFA: mametraka firafitra mihodina tsara ho fizohiana maharitra ny fampiharana ny GFA, sy ho fanaovan-tatitra ara-potoana mankany amin’ny IndustriALL.
- 5.4. Ho an’ireo sendikà mpikambana ao amin’ny IndustriALL: mametraka firafitra enti-manaraka sy manampy haingana sy mahomby kokoa ireo mpiasa mpikambana iharan’ny fanitsakitsahana ny zony; mampihatra ny toe-tsaina mampiaty ny mpiasa miasa ao amin’ireo...
- 5.5. Ho an’ny solotenan’ny mpiasa sy ny solotena sendikàly: manamafy sy manome lanja ny loharanom-pahalalana ara-dalàna (ny fisafoana ny asa, ny fitsarana adin’asa, ny CNaPS, sns) sy ny fahaiza-mihaino ireo mpiasa solona tena.
- 5.6. Ho an’ireo mpandrindra, mpandamina sy mpampiofana: manaraka ny sendikà amin’ny fandrafetany ny drafitrasa ara-paikady, sy amin’ny fizohiana sy ny fanombanana ary ny fanaovana tatitra.
- LISITRY NY TABILAO
- LISITRY NY KISARY
- FANAFOHEZAN-TENY
- 1. FAMPIDIRANA
- 2. FANAZAVANA FINTINA NY TETIKASA
- 2.1. Tanjon’ny tetikasa
- 2.2. Ireo iantefany
- 2.3. Ny tondro
- 3. FINTINA IREO DINGANA ARAHINA SY NY FITAOVANA NANAOVANA NY TOMBANA
- 4. NY VOKATRY NY TOMBANA ARAKA NY TANJONA TRATRARINA/NY VOKATRA/ NY TONDRO
- 4.1. Vokatry ny asa natao tamin’ireo iantefan’ny tetikasa
- 4.1.1. Fampiofanana ireo tomponandraikitra sendikàly (25 hatramin’ny 30 ny isan’ireo tomponandraikitra, ka ny 40 % dia vehivavy)
- 4.1.2. Fanamafisana ny fidirana sendikà (Fampitomboana ny tahan’ny fidirana sendikà tao amin’ny ozinina 3 hatramin’ny 5 mamatsy ny orinasa iraisampirenena)
- 4.2. Vokatry ny hetsika fampivoarana ny fahaiza-manao sendikàly
- 4.2.1. Ny zavamisy mahakasika ireo hetsika fampivoarana ny fahaiza-manao amin’ny fifampiraharahana iombonana hamahana ireo olana manan-danja eo amin’ny indostria
- 4.2.2. Ny fisiana sy fivoaran'ny hetsika atao eo amin'ny sehatry ny fifampiraharahana iombonana
- 4.3. Fizohiana ny fampiharana na tsia ny GFA eto Madagasikara sy ny fanoloran’ny sendikà ny fepetra fanitsiana. Fizohiana ny fanajàna ny zo sendikàly
- 4.4. Fivoizana ny fifanarahana C190 an’ny OIT izay fanalahidy entina hanatevenana ny mpikambana sendikà anivon’ny orinasa misy vehivavy maro an’isa
- 5. FANDRAVONANA: FAHATRARANA NY TANJONA SY NY TONDRO
- 5.1. Mahakasika ny fanamafisana ny asa sendikàly eny anivon’ny orinasa ao anatin’ny GFA
- 5.2. Mahakasika ny famaritana ny paikady ho an’ny dinika sosialy
- 5.3. Ny tondro
- 6. FEHINY SY TOLOKEVITRA
- 6.1. Ho an'ny IndustrialALL - faritra Afrika, Atsimon’i Sahara
- 6.2. Ho an'ny IndustriALL Madagascar
- 6.3. Ho an'ny Komity GFA sy ny Ivo GFA
- 6.4. Ho an’ireo sendikà mikambana ao amin'ny IndustriALL
- 6.5. Ho an’ny solotenan’ny mpiasa sy ireo solotena sendikàly
- 6.6. Ho an'ny mpandrindra, mpandamina ary mpampiofana
- TOVANA - 1: FANONTANIANA HO AN’IREO TOMPONANDRAIKITRA EO ANIVON’NY SENDIKÀ FOIBE SY FARITRA
- TOVANA - 2: FANONTANIANA NAPETRAKA TAMIN’IREO SOLOTENA SENDIKÀLY, SOLOTENAN’NY MPIASA, MPIASA MPIKAMBANA AO AMIN’NY SENDIKÀ
- TOVANA - 3: FANONTANIANA NAPETRAKA TAMIN’IREO MPITARIKA SENDIKÀ TAO ANATIN’NY DINIKA ANATY VONDRONA
- TOVANA - 4: FANONTANIANA TAMIN’IREO SOLOTENA SENDIKÀLY, SOLOTENAN’NY MPIASA, SY IREO MPIASA MPIKAMBANA SENDIKÀ NANDRITRA NY DINIKA ANATY VONDRONA
- TOVANA - 5: GFA NIFANEKEN’ INDUSTRIALL SY ASOS
- TOVANA - 6: TATITRA NATAON’NY SEMPIZOF MAHAKASIKA NY TRANGA-NA HERISETRA TAO AMIN’NY ANTA6