Publications of the FoundationMandamina ny mpiasa @ lamba - fitafiana - hoditraTitle
Bibliographic Metadata
- TitleMandamina ny mpiasa @ lamba - fitafiana - hoditra : tatitry n fanombanana ny tetikasa Madagasikara 2021-2023
- Author
- Corporate name
- Published
- Parallel-Language-Edition
- Description1 Online-Ressource (51 Seiten) : Diagramme
- LanguageMalagasy
- Document typePrint
- Topics
- Geographicals
- URN
- The document is publicly available on the WWW
- Reference
- Archive
Ny tanjon�ny tombana dia ny hahafahana mamantatra raha namaly ny zavatra nandrasan�ny olona iantefany sy ny mpandray anjara ary ny mpiara-miombon�antoka rehetra ny tetikasa, rehefa ampitahaina ny tondro napetraka sy ny tanjona tratra. Ny tanjon�ny tetikasa dia ny hanamafy ireo hetsika ataon�ny sendikà malagasy mpikambana ao amin�ny IndustriALL Global Union, any anatin�ny ozinina mamokatra lamba sy zaitra ary hoditra izay mitondra ny Marika (anaran�ireo orinasa iraisampirenena) efa nanao sonia ny GFA (Global Framework Agreement na Fifanarahana lasitra iraisampirenena izay ifanarahan�ny Marika amin�ny IndustriALL araka ny toromarika napetraky ny OIT) ary voafehin'izany. Paikady miompana amin�ny dinika sosialy eny anivon�ny toeram-piasana sy ao amin�ny indostria no faritana sy apetraka amin�izany, indrindra ny mahakasika ny falalahan'ny sendikà, ny karama, ny tombontsoa aratsosialy ary ny ady atao amin�ny herisetra mifototra amin�ny mahalehilahy na mahavehivavy.